|
|
|
|

Entrée1  vongana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  28  [1.1] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Explications en anglais  29  [1.7] a lump
Explications en français  30  [1.3#854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
31  [1.8] masse, bloc
32  [1.13] bloc, concrétion
Exemples  33  [2.357#] ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
34  [2.643#] Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.

Anagrammes  35  avangon, avongan, navango, navonga, vangoan, vongana

Mis à jour le 2025/08/10