Entrée vorivorinkena
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise omasum [3.1]
Définition française omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Vocabulaire 
Synonymes vorivoriny
Analogues  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Citations 
Illustrations 

2009/02/23