|
|
|
|

Entrée1  voro-kitsay
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  vorotra, kitsay
Explications en malgache  4  [1.1] tapa-damba tonta sady maloto no rovitra
Explications en anglais  5  [1.7] tattered clothing
Explications en français  6  [1.8] haillons
Exemples  7  [1.369#] Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra?

Mis à jour le 2025/07/29