Entrée vorombetsifihinana (vorona, be, tsy, fihina)
Partie du discours nom
Synonymes vorompatrana
Exemples Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [Randriamamonjy: Tantara, page 12]

Mis à jour le 2020/07/31