| Entrée | 1 vorondra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Tanala] vomanga: Mañano tsirim-borondra ka voho mitsimoke dia miolake (manao tsirim-bomanga ka vao mitsimoka dia miolaka)
[1.78] 4 [Tanosy] voamanga [1.78] |
| Explications en français |
5 Nom d'une herbe aquatique d'après Dandouau.
[1.196] |
| Exemples |
6 Ary izao koa no anarany : vomanga, ovilava, vihazo, borokay, bokala, batata, vorondra, ambizo, tsomanga.
[1.437#]
|
| Vocabulaire | 7 Botanique |
| Tous les mots composés | 8 ravim-borondra |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|