| Entrée | 1 votsa vava |
| Mots élémentaires | 2 votsa, 3 vava |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 slow of speech
[1.7] |
| Explications en français |
7 qui traîne en parlant
[1.3, 1.8] 8 enfant tardif à parler [1.3] |
| Exemples |
9 Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro.
[2.558]
|
| Antonymes | 10 malady vava |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|