Entrée |
zakarandahy
|
Partie du discours | nom
|
Vocabulaire |
Autres orthographes |
Exemples | Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [Ravelomanana: Lalana, page 183]
|
|
Entrée |
Zakarandahy
|
Partie du discours | nom propre (pseudonyme)
|
Traduction française | Samuël Rajaobelison
[Rajemisa 1966]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
Exemples | Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [Rajemisa: Fiteny 4]
|
|