Entrée | zanozano | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Coiffures | |
Entrée | zanozano | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [Rajemisa 1985] | |
[Tanosy] rantsankazo madinika atao kitay [Rakotosaona 1975] | ||
Vocabulaire | Botanique: Arbre | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |