Entrée zara levenana
Mots élémentaires zara ; levenana
Partie du discours locution
Explications en malgache Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01