Entrée | zendana | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1] | |||
Explications en anglais | Astonished [1.7] | |||
Explications en français | ébahi; étonné [1.8] | |||
Exemples | Ka taitra ny trondro, zendana ny voay.
[2.576] | |||
Dérivés |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |