Entrée zompona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes jompo
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31