Entrée marina (arina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explications en anglais Level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explications en français De niveau; juste, vrai [1.3, 1.8]
 D'aplomb, droit [1.3]
 Aplani, mis de niveau [1.196]
Exemples 
1Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
2Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Morphologie 
Présent : marina, marin-, marim-
Impératif : mana, mana
Dérivés 
 
Mots composés 
Hyponymes Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)
Toponymes 
Proverbes 

Entrée mana (arina)
Partie du discours impératif de l'adjectif marina [liste complète]
Autres orthographes 

Entrée mariña
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanala] Hendry, mipetraka tsara [1.78]

Entrée marina
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo, Merina] Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [1.196]
Nom scientifique Acalypha spachiana
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/13