Entrée n
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en français Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée -n-
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Entrée N
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Nitrogen [3.1]
Explications en français Azote [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14