Entrée tanjona
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
 Tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
Explications en anglais The protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
Explications en français épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
 Cap [1.13, 2.118, 1.5]
Vocabulaire 
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée tanjona
Partie du discours nom
Explications en malgache Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
 Zava-kendrena [1.13]
Explications en français But, objectif, but idéal [1.13]
Exemples Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16