Entrée vazo
Partie du discours nom
Explications en malgache Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
Exemples tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
Mots composés 

Entrée vazo
Partie du discours nom
Explications en malgache Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/25