Entrée zaka
Partie du discours participe
Explications en malgache Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy
Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra
Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany?
Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1]
Explications en anglais Can be borne, can be endured [1.7]
Explications en français Supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8]
Exemples 
1Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
2dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59]
Morphologie 
Présent : zaka, zakako, zakanao, zakany, zakantsika, zakanay, zakanareo, zakan', zakan-, zakam-
Passé : zaka, zakako, zakakao, zakany, zakantsika, zakanay, zakanareo, zakan', zakan-, zakam-
Futur : ho zaka, ho zakako, ho zakakao, ho zakany, ho zakantsika, ho zakanay, ho zakanareo, ho zakan', ho zakan-, ho zakam-
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée zaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka, Tambahoaka] teny [1.78]
  [Tanosy] resaka [1.78]
 Teny, resaka, tafa. [1.1]
Exemples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Dérivés 
Toponymes 

Entrée zaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fitondrana fanjakana [1.78]
 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1]
Exemples Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/06