Entrée | afa-pana | |
Mots élémentaires | afa- (afaka) ; -pana (fana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313] | |
Exemples | Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira
[1.280] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/12/09 |