Entrée angatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explications en anglais Partiality [1.2, 1.7]
 Unfair dealing, unfair judgement
Also false praise, flattery. [1.2]
 Unfairness [1.7]
Explications en français Partialité, préférences [1.8]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée angatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Lolo, avelo, fanahy [1.78]
  [Tanala] Matoatoa na lolo [1.78]
 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explications en français  [Merina] Ambiroa [2.165]
Explications en anglais Spirit, ghost, demon. [1.2]
 A ghost [1.7]
Explications en français Fantôme [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  lolo ~ matoatoa
Proverbes 

Entrée angatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en anglais Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
 Gonorrhea [1.7]
Explications en français Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  akohofotsy ~ ambaniana ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Entrée angatra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taimoro] maivana [1.78]
Synonymes miangatra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/15