Entrée angidina
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
Explications en anglais A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]
 A dragonfly [1.7]
Explications en français Libellule [1.8]
Nom scientifique Libellula
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Analogues  ondrindrano
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31