Entrée | eoropeanina | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: européen. | |
Analogues | Eorôpa | |
Mis à jour le 2020/07/31 |