Entrée | espaniola | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: espagnol. | |
Analogues | Espaina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |