Entrée | fanaviana (avy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [1.1] | |
Explications en anglais | Fever, a slight illness [1.7] | |
Explications en français | Fièvre bénigne [1.8] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/01/20 |