Entrée | fandatsahana (latsaka) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1] | ||
Mots composés |
| ||
Entrée | fandatsahana (latsaka) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13] | ||
Explications en français | éjaculation [1.13] | ||
Vocabulaire | Biologie | ||
Synonymes | tsitra | ||
Mis à jour le 2023/09/14 |