Entrée fandrahana (fandraka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ
¶ Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra
¶ Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be cut by a chisel; to be morticed. [Richardson 1885]
 to be chiseled [Hallanger 1973]
Définition française qu'on cisèle [Hallanger 1974]
Morphologie 
fandrahana
fandrahako
fandrahanao
fandrahany
fandrahantsika
fandrahanay
fandrahanareo
fandrahan'
fandrahan-
fandraham-
fandraha-
nofandrahana
nofandrahako
nofandrahanao
nofandrahany
nofandrahantsika
nofandrahanay
nofandrahanareo
nofandrahan'
nofandrahan-
nofandraham-
nofandraha-
hofandrahana
hofandrahako
hofandrahanao
hofandrahany
hofandrahantsika
hofandrahanay
hofandrahanareo
hofandrahan'
hofandrahan-
hofandraham-
hofandraha-
fandraho

Entrée fandrahana (rahana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mandrahana, mampangotraka [Rajemisa 1985]

Entrée fandrahana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] soamaravo [Rajemisa 1985]

Entrée fandrahana
Partie du discours nom
Définition française  [Bara, Betsileo, Sakalava] (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cynodon dactylon

2018/11/17