Entrée fanintona (sintona)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manintona
Azo sintonina [1.1]

Entrée fanintona (sintona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1]
 Aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13]
Explications en français Convulsion [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fanintontsintona

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/13