Entrée fanjozoro
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo fonjozoro [1.1]
Explications en français Voir fonjozoro [1.3, 1.196]
Exemples 
1Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy. [1.437]
2Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy. [2.857]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/05/31