Entrée gogo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a kind of fish [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Arius madagascariensis
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot gogo (1): Ambohigogo

Entrée gogo
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Sakalava] a species of crocodile [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2013/12/18