Entrée gripy
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina mitovitovy amin' ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin' ny mikraoby manokana ary saiky matetika misy aretina manindry avy eo ambony, izay mety mahazo vahana satria efa malemin' ny mikraobin' ny gripy ny tena
Mitovy hevitra: fofoka [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: grippe.

Mis à jour le 2020/07/31