Entrée haranana
Partie du discours nom
Explications en malgache Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1]
 Taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13]
Explications en anglais The gizzard [1.2]
Explications en français Gésier [1.3, 1.13]
Vocabulaire 
Synonymes dimany
Mots composés 
Zoonymes 

Mis à jour le 2023/03/29