Entrée holatra
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Provocation dissimulée, tournée. [1.19]
Synonymes ankolatra

Entrée holatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
Explications en anglais A scar [1.7]
Explications en français Cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples 
1Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472]
2Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée holatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
Explications en anglais Mushrooms; fungus in general [1.7]
Explications en français Champignon [1.8]
 Nom générique des champignons [1.3, 1.5]
 [ olatra ] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
[Taifasy] D'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [1.196]
Nom scientifique Agaricus campestris
Exemples 
1dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48]
2Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/08