|
|
|
|

Entrée 1  ireo
Radical  2 io
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Combinaisons  5  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Tableaux et planches  6  Tous les pronoms

Anagrammes  7 eroy, ireo

Mis à jour le 2026/02/28