Entrée kankandio
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1]
 [ kakan-dio ] Karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13]
Explications en français Bilharzie [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes sokoraty

Mis à jour le 2020/07/31