Entrée | kaporaly | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Explications en anglais | A corporal [1.7] | ||
Explications en français | Caporal [1.8] | ||
Vocabulaire | Militaire | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: caporal. | ||
Mis à jour le 2020/07/31 |