Entrée kile
Partie du discours nom
Définition malgache Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin' ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben' ny vavany [Rajemisa 1985]
Origine Français: clé.

Entrée kile
Partie du discours nom
Définition malgache Mari-pamantarana ny haavon' ny feo itondrana ny naoty na ny solfa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée kile
Partie du discours nom
Définition française  [Tandroy] tamarin, tamarinier. Tamarindus indic [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1996]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tamarindus indica
Analogues  madiro

2013/01/23