Entrée koaintsy
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1]
Explications en français Coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]
  [Merina] (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [1.196]
Nom scientifique Cydonia vulgaris
Exemples ny Koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357]
Vocabulaire 
Synonymes kontsy
Origine Français: coing.

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/06/04