Entrée | kokolampo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2020/07/31 |