Entrée kôlerà
Partie du discours nom
Explications en malgache Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
 Karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13]
Explications en français Choléra [1.13]
Vocabulaire 
Origine Français: choléra.

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/02/08