Entrée | lamboala | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tambahoaka] Lambo dia [1.78] | |
[Tanala] Lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78] | ||
Vocabulaire | Zoologie: mammifères | |
Mis à jour le 2020/07/31 |