Entrée | lietnà | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Explications en anglais | A lieutenant [1.7] | ||
Explications en français | Lieutenant [1.8] | ||
Exemples | Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy.
[2.356] | ||
Vocabulaire | Militaire | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: lieutenant. | ||
Anagrammes | antely, lietnà, telina |
Mis à jour le 2023/10/20 |