Entrée |
mandevilevy
(levilevy (levy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1]
|
Explications en anglais | To threaten, to scold [1.7]
|
Explications en français | Gronder, gourmander [1.8]
|
Exemples | Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty.
[1.437]
|
Morphologie |
Présent : |
mandevilevy |
Passé : |
nandevilevy |
Futur : |
handevilevy |
Impératif : |
mandevileve |
|
|