Entrée mandrakizay
Mots élémentaires mandraka ; izay
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Mitovy hevitra: alaovalo ~ antaranoana ~ doria [1.1]
Explications en anglais Forever [1.7]
Explications en français éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
 à tout jamais [1.8]
Exemples 
1Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
2ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
3- Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
4Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Vocabulaire 
Synonymes mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/04