Entrée mangovingovitra (hovingovitra (hovitra))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina
Mitovy hevitra: heverina [1.1]
Exemples 
1Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. [2.499]
2ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/09