Entrée mantsimpofona (hantsina, fofona)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Celtis discodoxylon
Synonymes afiafy

2012/10/15