Entrée mivontirika (vontirika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho [1.1]
Explications en anglais To be glassy-eyed, to be pop-eyed [1.7]
Explications en français Avoir les yeux en saillie [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mivontirika
Passé : nivontirika
Futur : hivontirika
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20