Entrée moana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1]
Explications en anglais Mute; dumb, unable to speak [1.7]
Explications en français Muet [1.8]
 Silencieux [1.196]
Exemples 
1Moana io vehivavy io. [2.606]
2sady moana no marenina aho! [2.270]
3Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Entrée moana
Partie du discours nom
Explications en français Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30