Entrée ora
Partie du discours nom
Explications en malgache Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Explications en anglais An hour [1.2]
Explications en français Heure [1.13]
Exemples 
1Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: hour. Latin: ora.
Proverbes 
Article 

Entrée ora-
Partie du discours forme morphologique de orana
Exemples 
1Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
2Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/03