Entrée |
railovy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1]
|
Explications en anglais | [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as
andovy,
drongo,
leidorongo,
raidonga,
railomba and
tsaramaso.
[1.2]
|
| A black songbird [1.7]
|
| Black crested drongo [3.1]
|
Explications en français | Oiseau noir aux beaux chants [1.8]
|
Explications en anglais | Crested drongo [2.190]
|
Explications en français | Drongo malgache [2.191]
|
Nom scientifique | Dicrurus forficatus |
Exemples | Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
Vocabulaire |
Illustrations |
|
|
Entrée |
railovy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Oiseau censé être le roi de [...] [texte complet dans 1.54]
|
Exemples | Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
Vocabulaire |
|