Entrée rava
Partie du discours participe
Explications en malgache Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao
Mitovy hevitra: ambony ambany ~ fongana ~ levona ~ miongana ~ mirodana ~ rota ~ simba ~ tsy misy vato mifanongoa [1.1]
Explications en anglais Ruined, destroyed [1.7]
Explications en français Démoli, détruit [1.8]
Exemples 
1Tsy ela dia rava ny trano; [2.470]
2Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472]
Morphologie 
Présent : rava, ravako, ravanao, ravany, ravantsika, ravanay, ravanareo, ravan', ravan-, ravam-
Passé : rava, ravako, ravanao, ravany, ravantsika, ravanay, ravanareo, ravan', ravan-, ravam-
Futur : ho rava, ho ravako, ho ravanao, ho ravany, ho ravantsika, ho ravanay, ho ravanareo, ho ravan', ho ravan-, ho ravam-
Dérivés 
 
Mots composés 
Titres Trano rava (Randriamamonjy Esther)

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12