Entrée | rosianina | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra):
Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1] | |
Explications en anglais | Russian [3.1] | |
Explications en français | Un Russe, une Russe Le russe [3.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: russe. | |
Autres orthographes | rosiana | |
Analogues | Rosia | |
Mis à jour le 2022/02/01 |