Entrée | sandrana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78] | |
[Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1] | ||
Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1] | ||
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Synonymes | sandra | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot sandrana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |